|
|
|
|

Teny iditra1 manala zaza
Singan-teny  2manala, 3zaza
Sokajin-teny  4 kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  5manao izay hahafahan' ny zaza mbola tsy tonga volana ao an-kibo; milaza ary manoratra amin' ny bokim-panjakana na mampiseho eo anatrehan' ny fokonolona fa Ranona, izay zaza naterany dia ariany na avalany tsy ho zanaka intsony ka tsy mahazo mandova ny fananany. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6to bring about an abortion. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7se faire avorter ou faire avorter. [1.3]
8faire un avortement. [1.8]
Voambolana  9 Fahasalamana
Tovy hevitra  10manary zaza
Tohi-kevitra  11manangan-jaza

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02